Entry | 1 tsirangaranga |
Root | 2 rangaranga |
Part of speech | 3 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
5 Botany |
Explanations in Malagasy |
6 Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa 7 Matahotra: Matory tsirangaranga izy amin' ny alina noho ny habetsahan' ny mpangalatra [1.1] |
Explanations in French |
8 état de ce qui se dresse en grand nombre, comme des troncs, des branches 9 figuré: crainte [1.3] 10 (de la racine ranga : droit, dressé). État des végétaux touffus, dont les troncs ou les branches sont nombreux et entrelacés. Entrelacs des lianes caractéristique de certaines formations forestières. Ils sont censés être le refuge des esprits, fantômes, etc. [1.196] |
Examples |
11 Didy maso noho ny fiarenta-tory sy ny torimaso tsirangaranga ny lehilahy izato. [2.470] 12 Samy natory tsirangaranga daholo anefa, satria nanahy zavatra hiseho. [2.472] |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word tsirangaranga |
Updated on 2023/08/11 |