|
|
|
|

Entry1  mitsongo dia
Elementary words  2  mitsongo, dia
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io [1.1]

Updated on 2023/04/16