Entry | mitsoriaka (tsoriaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin' ny habakabaka ny tselatra Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha vao nahita ahy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitsoriaka | ||||||||
Anagrams | mitsoriaka, tsimiroaka |
Updated on 2023/01/05 |