Entry | 1 mitsorika |
Root | 2 tsorika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 (manorika no fampiasa indrindra) Mikoriana manaraka ny rindrina na ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nitsorika amin' ny vatolampy ny rano 5 Mitsotsoroka: Mitsorika ny labozia [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 manorika |
Anagrams | 10 miritsoka, misokitra, mitsorika, tsimorika |
Updated on 2023/01/05 |