|
|
|
|

Entry (1/2)1  manorika
Root  2  tsorika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan' ny zavatra iray, ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika nanaraha ny takolany ny ranomasony ~ Nanorika amin' ny vatolampy ny rano
Examples  5  Vao mainka nifantoka tamiko ny masony nangano-hano, dia indreny vongan-dranomaso nanorika ny takolany. [2.471]
6  Tsy namaly i John fa ny ranomasony no nanorika moramora ny takolany. [2.583]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  mitsorika

Entry (2/2)11  mañorika
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  [1.78] [Tambahoaka] mitsininika

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/28