|
|
|
|

Entry (1/2)1  manorika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan' ny zavatra iray, ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika nanaraha ny takolany ny ranomasony ~ Nanorika amin' ny vatolampy ny rano
Examples  4  [2.471] Vao mainka nifantoka tamiko ny masony nangano-hano, dia indreny vongan-dranomaso nanorika ny takolany.
5  [2.583] Tsy namaly i John fa ny ranomasony no nanorika moramora ny takolany.
Root  6  tsorika
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  mitsorika

Entry (2/2)11  mañorika
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  [1.78] [Tambahoaka] mitsininika

Anagrams  14  anikoram, ikoranam, korianam, manakory, manikora, maniroka, manorika, mañorika, mikaroña, mikorana, mikoràna, miranoka, mironaka, nakoraim, nakoriam, namariko, namirako, namorika

Updated on 2025/04/19