Entry | mivantotra (vantotra) | ||
Part of speech | active verb | ||
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Mitovo, manao toetran'ny tsy manambady [1.78] | ||
[Tanala] Tsy manambady, tokantena: mivantotra tsy mba maty rafoja (mpitovo tsy mba maty rafozana) [1.78] | |||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/08/11 |