|
|
|
|

Entry1  vantotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe [1.1]
Explanations in English  4  something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc. [1.2]
Explanations in French  5  se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce [1.3]
Examples  6  Hianao vantony, izaho maitso volo [2.69#230]
7  Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra [2.558]
8  Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana [2.643#39]
9  Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo [2.643]
10  Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa [2.996]
Morphology 
11  Simple :
12  Present :
Derivatives 
13  Active verbs :
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word vantotra

Updated on 2023/06/05