|
|
|
|

Entry (1/2)1  mivelatra
Root  2  velatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitsotra mivalampatra: Nivelatra teo an-tokotany ny tsihy
Misokatra: Aoka samy hivelatra eo anoloanareo ny bokinareo
Miseho milahatra sy milamina tsara mba hanaitra ny maso: Efa nivelatra ny entan-dRabe no tonga aho
Vaky: Mivelatra ny vonindraozy ao an-tokotany
Mihaingo, miraratra izaitsizy: Mivelatra erý ry zalahy izany fa fety ny andro!
Explanations in English  5  [1.7] to unroll or unfold; to spread out, to open out
Explanations in French  6  [1.8] être déployé, s'épanouir
Examples  7  Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mivelatra

Entry (2/2)15  mivelatra
Root  16  velatra
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18  [1.13] malalaka, midadasika
Explanations in French  19  [1.13] large

Updated on 2024/12/11