Entry (1/2) | 1 mivelatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitsotra mivalampatra: Nivelatra teo an-tokotany ny tsihy Misokatra: Aoka samy hivelatra eo anoloanareo ny bokinareo Miseho milahatra sy milamina tsara mba hanaitra ny maso: Efa nivelatra ny entan-dRabe no tonga aho Vaky: Mivelatra ny vonindraozy ao an-tokotany Mihaingo, miraratra izaitsizy: Mivelatra erý ry zalahy izany fa fety ny andro! |
Explanations in English |
4 [1.7] to unroll or unfold; to spread out, to open out |
Explanations in French |
5 [1.8] être déployé, s'épanouir |
Examples |
6 [2.324] Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. |
Root | 7 velatra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mivelatra |
Entry (2/2) | 15 mivelatra |
Part of speech | 16 adjective |
Explanations in Malagasy |
17 [1.13] malalaka, midadasika |
Explanations in French |
18 [1.13] large |
Root | 19 velatra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |