|
|
|
|

Entry1  mivoho-mamba
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy manaiky ny mpitondra; tsy manaiky tsy mandà, na mihenahena amin' ny fanoavana ny didy aman-dalàna.
Explanations in French  4  [2.415#361] Ceux qui refusent obéissance au gouvernement sont rugueux comme le dos du caïman. On employait aussi cette expression : rugueux comme le dos du caïman, pour dire que la peau était dure et rugueuse.
Examples  5  [2.857] Radama Manjaka namory ny anivon' ny riaka, sy nanao salaka fohy, sy namory ny ambani-lanitra, izay tsy mirokaroka, ary izay tsy mivoho-mamba, sy izay manoa sy manasina, ary mifaly ny Manjaka
Elementary words  6  mivoho, mamba

Updated on 2024/12/07