Entry (1/2) | 1 mivondrona |
Root | 2 vondrona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy |
Explanations in French |
5 [1.3#854] se réunir, s'agglomérer, se grouper |
Examples |
6 mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [2.445#13] 7 Raha heverina amin' ny haben' ny tanàna fahita any amin' ny faritanin' i Didy, tokony ho ny mponin' ny tanàna dimampolo no mivondrona eo. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mivondròna |
Root | 13 vondrona |
Part of speech | 14 imperative of active verb mivondrona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 mivondròna, mivondrona |
Updated on 2020/07/31 |