Entry | 1 mivotsotra |
Root | 2 votsotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mivaha, miboraka: Nivotsotra ny tady 5 Mitsovaka: Nivotsotra ny tanany [1.1] |
Explanations in English |
6 to escape, to break loose [1.7] |
Explanations in French |
7 s'évader, être mis en liberté [1.8] |
Examples |
8 mivotsotra mora izy amin' izay. [2.436#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |