Entry (1/3) | 1 votsotra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry 4 Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo 5 Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [1.1] |
Explanations in English |
6 escaped, freed [1.7] |
Explanations in French |
7 échappé, libéré [1.8] |
Examples |
8 iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony. [2.508#465] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 17 votsotra |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 zaza teraka dia maty [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 20 votsotra |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 Action d'effeuiller une branche à la main [1.196] |
Examples |
23 Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny. [2.643#36] |
Vocabulary |
24 Botany: (in general) |
Anagrams | 25 avotsotr, votsotra |
Updated on 2023/08/11 |