|
|
|
|

Entry1  mizezika
Root  2  zezika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miavosa, miavovona: Mizezika eo amin' ny varavarana ny fasika
5  Mitangorona, mitangongo: Nizezika teo an-tokotany ny mpianatra ta handre ilay vaovao [1.1]
Explanations in French  6  être réunis, mis ensemble, entassés en grand nombre: Mizezika eo amin’ ny kianja ny vahoaka (Le peuple est réuni en grand nombre sur la place) ~ Mizezika eo am-pamoloana ny varinay (Notre riz est entassé sur l'aire) [1.3#872]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/24