|
|
|
|

Entry1  zezika
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany
4  famelezana amim-bono, fikapohana mafy
5  be dia be, izaitratra [1.1]
6  zaka ampiasaina hahalonaka ny tany [1.13]
Explanations in English  7  manure, fertilizer [1.7]
Explanations in French  8  engrais [1.3.fr#872, 1.8, 1.13]
9  fumier [1.3#872, 1.8]
10  nombreux [1.3#872]
Examples  11  Asiana zezika ny tany mba ho lonaka. [2.117]
12  Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto [1.1]
13  Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470]
14  zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana; [2.69]
Vocabulary  15  Economy: agriculture
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Compound words 
Anthroponyms 

Anagrams  25  azezik, zezika

Updated on 2023/10/07