|
|
|
|

Entry1  zezika
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany
famelezana amim-bono, fikapohana mafy
be dia be, izaitratra
4  [1.13] zaka ampiasaina hahalonaka ny tany
Explanations in English  5  [1.7] manure, fertilizer
Explanations in French  6  [1.3.fr#872, 1.8, 1.13] engrais
7  [1.3#872, 1.8] fumier
8  [1.3#872] nombreux
Examples  9  [2.117] Asiana zezika ny tany mba ho lonaka.
10  [1.1] Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto
11  [2.470] Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e.
12  [2.69] zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana;
Vocabulary  13  Economy: agriculture
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 
Anthroponyms 

Anagrams  23  azezik, zezika

Updated on 2025/03/30