Entry | 1 zezefana |
Root | 2 zezika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asiana, velezina, darofana: Nozezefany ny kanonta ilay mpangalatra ka raha tsy ankona tsy nahahetsika tsy navelany [1.1] |
Explanations in French |
5 Qu’on frappe à coups redoublés: Nozezefana ny langilangy izy ka saika maty (On l’a frappé à coups redoublés avec un gros bâton et il était à demi mort) [1.3#872] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 zezehana |
Updated on 2023/02/20 |