Entry (1/2) | 1 mokonazy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Voan' ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka ny habeny, amidy betsaka fa maro mpitia aty afovoan-tany amin' ny fotoana fahavokarany (avrily-mey) [1.1] |
Explanations in French |
4 Mokonazo (orthographe de Decary) ou mokonazy (d'après Malzac, Grandidier, etc.) 5 (C'est Decary qui a raison car l'étymologie probable vient de azo : gagné, obtenu ; et mokona : par derrière, à la dérobée). Ziziphus spina-christi (L.) Desf. et Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae). Arbustes épineux très communs, à fruit comestible (Jujube). Desséchés au soleil, les fruits servent à préparer une sorte de gelée émolliente, pectorale, qu'on administre aux enfants qui toussent. [Sakalava] [1.196] 6 [Tankarana] 7 [Tsimihety] |
Examples |
8 Nony notadiavina izay nisy azy dia hita nidongy toa zazakely nipetraka teny ambony mokonazy izy ary tsy nety nidina fa fihirana no nafarany ny namany mba hihirany teny ambony hazo. [2.356#103] |
Vocabulary |
9 Botany: medicinal plants |
Other spellings | 10 mokonazo |
Synonyms | 11 konaze |
Scientific name |
|
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 16 mokonazy |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 (de hazy : nu ; et mokona : par derrière). Allusion aux rameaux d'abord couverts de poils, puis devenant nus quand ils se lignifient. Dombeya greveana var. metameropsis (Hochr.). Arènes (Malvaceae). Réf. Réserves Naturelles 2925. [1.196] |
Vocabulary |
19 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2024/10/14 |