Entry |
moky
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tsato-kazo alevina mafy any anaty tany hamatorana ny omby maditra [1.1]
|
|
Entry |
moky
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zava-pihinana tsy nisasarana, otazana na alaina eo anivon'ny zavaboary [1.13]
|
Explanations in French | Denrée de cueillette [1.13]
|
|
Entry |
moky
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Mahafaly]
(probablement de moky : piquet auquel on attache les animaux
mokindambo).
Ipomoea sp. (Convolvulaceae).
Espèce à feuilles et fleurs très petites, paraissant spéciale au Sud-Ouest.
[1.196]
|
Scientific name | Ipomoea sp. |
Vocabulary |
|