Entry | 1 mololo |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany |
Explanations in Malagasy |
4 Tahom-bary avy nojinjaina sy novelezina: Sady atao hanin' omby no lafika atoriany ny mololo. [1.1] |
Explanations in English |
5 a rice-straw [1.7] |
Explanations in French |
6 paille du riz coupé et battu [1.3] 7 paille de riz [1.8] 8 Paille de riz quand il a été moissonné et battu ; sert d'aliment pour le bétail. [1.196] |
Examples |
9 Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470#] 10 Tao avaratr' ilay trano nifatorany, dia nisy trano tany tsy nitafo ravarava, ivaiva, feno mololo. [2.649#] |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mololo |
Updated on 2023/08/11 |