|
|
|
|

Entry1  mololo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tahom-bary avy nojinjaina sy novelezina: Sady atao hanin' omby no lafika atoriany ny mololo.
Explanations in English  4  [1.7] a rice-straw
Explanations in French  5  [1.3] paille du riz coupé et battu
6  [1.8] paille de riz
7  [1.196] Paille de riz quand il a été moissonné et battu ; sert d'aliment pour le bétail.
Examples  8  [2.470#] Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e.
9  [2.649#] Tao avaratr' ilay trano nifatorany, dia nisy trano tany tsy nitafo ravarava, ivaiva, feno mololo.
Vocabulary  10  Botany
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mololo

Updated on 2024/12/07