Entry |
momba
|
Part of speech | conjunction
|
Explanations in Malagasy | Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1]
|
Examples | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470]
|
Compound words |
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
momba
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1]
|
Explanations in French | Barren. Used of women [1.3]
|
Explanations in English | Barren (used of human beings) [1.7]
|
Explanations in French | Stérile (se dit ses personnes) [1.8]
|
Compound words |
|
|
Entry |
momba
(omba)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao? Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1]
|
Explanations in English | To follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2]
|
Explanations in French | Suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder:
Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3]
|
Morphology |
Present : |
momba |
Past : |
nomba |
Future : |
homba |
Imperative : |
mombà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mombà
(omba)
|
Part of speech | imperative of active verb momba
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|