Entry | 1 montotra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mandondona, avo kely noho ny manodidina miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: Asa fa montotra indray Rasoa androany manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy |
Explanations in French |
4 [1.3#445] saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation fâché, gonflé de colère |
Examples |
5 Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo [2.69#] 6 Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana! [2.857#] 7 Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be [2.285#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Other spellings | 15 montitra |
Analogs | 16 mandondona, mandomba, mandroso |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word montotra |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |