|
|
|
|

Entry1  mose
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha
Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy
Explanations in English  4  [1.7] Mister
Explanations in French  5  [1.8] Monsieur
Examples  6  Inty toka ny rononon' I mose Sarila; [2.470]
7  Ity mose misy mpiasa ratsy loha, hoy io. [2.472]
Vocabulary  8  Forms of Address
Synonyms  9  ramose

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21