Entry (1/2) | 1 ramose |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy |
Examples |
4 Mba faly amin' ialahy ve ramose? [2.472] 5 Fantatry ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [2.48] |
Vocabulary |
6 Forms of Address |
Synonyms | 7 mose |
Titles | 8 Ramose (Ratsifandrihamanana Clarisse) |
Entry (2/2) | 9 Ramose |
Elementary words | 10 ramose |
Part of speech | 11 name (book title) [Full list] |
Author |
12 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Publishings |
13 Librairie Mixte, 2006. Pages: 255 |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |