|
|
|
|

Entry1  mpahita (hita)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  Celui qui trouve, qui invente, qui voit; un prophète [1.3#251]
Examples  5  Nanjary be mpahita sy maro mpahalala. [2.445#]
6  Ny olona teraka eo dia olona manana tsindrimandry, mpahita nofy. [1.381#]
7  Nanjary tsy naman' ny mandry tsisy mpahita izy: manan-kavana ka mandry finaritra. [2.245#]

Anagrams  8  mpahita, mpitaha

Updated on 2023/01/21