|
|
|
|

Entry1  mpamendrofendro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo: Ny tompon' alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra
Root  4  fendrofendro
Proverbs  5  Proverbs containing the word mpamendrofendro

Updated on 2024/12/11