Entry | 1 mpanarina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] olona anakinana ny fanamboarana ny zaitra tsy mety |
Explanations in French |
4 [1.3#62] Celui qui met d'aplomb, nivelle, redresse |
Examples |
5 [2.296#] nefa toa raiki-tapisaka amin''ny tany nandavoana azy, tsy misy mpanarina ary tsy misy mpamaly mandra-maty! |
Vocabulary |
6 Economy: clothing |
Root | 7 arina |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mpanarina |
Anagrams | 9 mpanarina, nampairan, namparina, niamparan, panamarin |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |