|
|
|
|

Entry1  mpandroaka sarety
Elementary words  2  mpandroaka, sarety
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny olona mibaiko ny omby mitarika sarety [1.1]
Examples  5  Indray andro, nisy mpandroaka sarety iray naman' I Dada nifanena tamin' ny fiarakodia iray tao atsimon-tanàna. [2.472]

Updated on 2023/04/16