|
|
|
|

Entry1  sarety
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) na tarihin' ny omby miditra anaty jioga: Ariary zato ny zezika iray sarety.
Explanations in English  4  [1.7] a bullock-cart
Explanations in French  5  [1.8] charrette
Examples  6  Voatandriny fatratra tokoa ny saretin-dRabe [2.332#28]
7  Namidin' I Dada ny ombon-tsaretiny roa lahy [2.472]
8  sarety iray feno ravi-pary sy fary tarihin' omby roa no miditra ny tanàna. [2.470]
Vocabulary  9  Transportation
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Titles  14  Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety (Ravalison Edmond)
Quotes  15  Texts mentioning sarety
Illustrations 
16  17 

Anagrams  18  aretsy, aritse, asetry, itsera, sarety, setrai, tsiare

Updated on 2023/08/11