Entry | 1 mpanotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in French |
4 [1.3#472] celui qui masse 5 [1.196] (de otra : action de masser, de frictionner). Empirique qui guérit les entorses, les foulures, en faisant principalement des frictions et des massages. C'est aussi lui qui soigne les adénites cervicales en y imposant les mains. Voir odihanatra. [Merina] |
Examples |
6 [2.528#] Ho avy eo ny mpanotra sy ny mpimasy sy ny mpisikidy. 7 [2.895#] Nolazain'ny mpanotra fa tsy ho sitrana mihitsy io raha tsy tapahina sao lo ka mitarika hahafaty azy, dia nofaranana mihitsy ny sandrin'i Fandravaka kely. |
Vocabulary |
8 Health |
Root | 9 otra |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |