|
|
|
|

Entry1  mpanova
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] fanapahana na fanohizana olika ara-aratra
Explanations in French  4  [1.13] commutateur
Examples  5  [2.366#] Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka
Vocabulary  6  Physics
Root  7  ova
Compound words 

Updated on 2024/12/11