|
|
|
|

Entry1  mpianaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny entina hilazana olona roa nifampiteraka, izany hoe ny iray nateraky ny iray, na olona azo heverina ho toy izany amin' ny taonany na ara-pihavanana; ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Mpianaka Imboasalama sy Ranavalonandriambelomasina
Root  4  anaka

Anagrams  5  ampakany, manapika, manipaka, mipanaka, mpanaika, mpianaka

Updated on 2025/01/21