|
|
|
|

Entry1  mpitan-damba
Elementary words  2  mpitana, lamba
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny naman' ny mpiady mipetraka ery an-tsisiny ary mitana lamba fa tsy mba miady
Ireo rehetra tsy mba mandray anjara amin' ny zavatra iray atao, fa mitazana fotsiny
Proverbs  5  Proverbs containing the word mpitan-damba

Updated on 2024/12/07