|
|
|
|

Entry1  mpitan-damba
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ny naman' ny mpiady mipetraka ery an-tsisiny ary mitana lamba fa tsy mba miady
Ireo rehetra tsy mba mandray anjara amin' ny zavatra iray atao, fa mitazana fotsiny
Elementary words  4  mpitana, lamba
Proverbs  5  Proverbs containing the word mpitan-damba

Updated on 2024/12/07