|
|
|
|

Entry1  mpitandrina
Root  2  tandrina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina [1.1]
Explanations in English  5  a caretaker; a clergyman [1.7]
Explanations in French  6  intendant; pasteur [1.8]
Examples  7  Ary aiza no mpitandrina azy? [1.378#]
8  Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja. [2.366#]
Compound words 
Article  10  Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/01/20