|
|
|
|

Entry1  mpitandrina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina
Explanations in English  4  [1.7] a caretaker; a clergyman
Explanations in French  5  [1.8] intendant; pasteur
Examples  6  [1.378#] Ary aiza no mpitandrina azy?
7  [2.366#] Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja.
Root  8  tandrina
Compound words 
Titles  10  Ny Mpitandrina sy ny fitiavan-tanindrazana (Andrianjafy Michel)
Article  11  Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/02/01