|
|
|
|

Entry1  mpitantara
Root  2  tantara
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  celui qui raconte [1.3#677]
6  conteur, traditioniste [1.5#283]
Examples  7  Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy. [2.528#]
8  Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany. [2.508#]
9  Rehefa tonga teo andrefan-tanànan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty; [2.588#]

Anagrams  10  mpanatitra, mpanitatra, mpitantara

Updated on 2023/01/20