Entry | 1 tantara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena 4 Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy [1.1] |
Explanations in English |
5 a story, a tale [1.7] |
Explanations in French |
6 histoire, conte; l'histoire [1.8] |
Examples |
7 Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy [2.470] 8 Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy [2.48] 9 Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. [2.472] |
Vocabulary |
10 Literature: (in general) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
19 Amina Batsola : tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III (Dox) 20 Angano aman-tantara : famakian-teny (Rabenandrasana Lalao François) 21 Hamy : Sombintantara (Andriamangatiana Iharilanto Patrick) 22 Ikelimalaza sy ny tantarany (Ramiandry J) 23 Ikotofetsy sy Imahaka sy Tantara Malagasy hafa koa : nangonina sy nalaha-dRabezandrina (Rainandriamampandry-Rabezandrina) 24 Index des Tantaran' ny Andriana eto Madagascar (Vernier Elie) 25 Ny tantaran' ilay savomanitra (Razafiniaina Charlotte) 26 Ny Tantaran'ny Fiangonana (Hübsch Bruno, Bethaz Giustino) 27 Ny Tantaran'ny Firenena Malagasy (Fagereng Edwin) 28 Ny tantaran' ny Martiora malagasy (Rabary Jean-Joseph) 29 Ny tantaran' ny Olomasina (Bethaz Giustino) 30 Tantara Betsileo : Lovantsaina I (Rainihifina Jessé) 31 Tantaran' Andriamatoa Philibert Tsiranana : prezidan' ny repoblika malagasy voalohany () 32 Tantaran-drazana hitadidiana ny fihavanana (Rainandriamampandry-Rabezandrina) 33 Tantaran' i Madagasikara (Rabearana) 34 Tantaran' i Madagasikara isam-paritra (Randriamamonjy Frédéric) 35 Tantaran' ny Martiora Malagasy Farany : nijaly tamin' ny 1857 ( ) 36 Tantaran' ny Vazimba mainty : Ny Mpanjakan'ny Vazimba tao Isoro (Rainianjanoro) 37 Tantaran' ny Voaramasiaka dia ny mainty enin-dreny (Rainianjanoro) 38 Tantaran' ny Zanakantitra sy ny Menalamba tao andrefan' Ankaratra (Rasamuel Maurice) 39 Tantara ny Andriana (Callet François) 40 Tantara sy fomban-drazana ( ) 41 Tantara sy fomban-drazana Antandroy (Vorimanana Gabriel) 42 Tantara sy jeografia fitaizana ho isam-bahoaka () |
Proverbs | 43 Proverbs containing the word tantara |
Anagrams | 44 antatra, tantara, taranta, tataran |
Updated on 2023/06/11 |