Entry | narana > aranana (arana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to. [1.2] | ||||||||
To be indulged, to be spoiled, [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Envers qui on est indulgent; [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | aranina | ||||||||
Anagrams | anarana, aranana |
Entry | narana > marana | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in French | [Tankarana] Fatigué d'attendre. (dondòrina). [1.19] | ||
Compound words |
| ||
Entry | narana > maràña | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | [Tanala] Maisatra (amin'ny tanana), marokoroko [1.78] | ||
Anagrams | manara, marana |
Entry | narana > arana | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Milaza fanaovana izay tiana [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Entry | narana > arana (ara) | ||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Voarefy, voafatra [1.78] | ||||||||||||
Explanations in French | [Taisaka] Mesuré [1.82] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Entry | narana > arana (ara) | ||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Ampifalifaliana [1.78] | ||||||||||||
Entry | narana > araña | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Tanosy] Tratra [1.78] | ||||||||||||
Entry | narana > araña | ||||||||||||
Part of speech | adverb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Ery, etsy, aroa [1.78] | ||||||||||||
Entry | narana > arana | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in French | [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [1.196] | ||||||||||||
Vocabulary | Botany | ||||||||||||
Phytonyms |
| ||||||||||||
Entry | narana > Aràna | ||||||||||||
Part of speech | name (biblical) | ||||||||||||
Explanations in English | Aràna [2.996] | ||||||||||||
Haran [2.996] | |||||||||||||
Explanations in French | Harân [2.996] | ||||||||||||
Examples | — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata
[1.38] | ||||||||||||
Vocabulary | Holy Scriptures | ||||||||||||
Synonyms | Harana | ||||||||||||
Article | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Aràna | ||||||||||||
Anagrams | añara, arana |