Entry | 1 aranana |
Root | 2 arana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to. [1.2] 6 to be indulged, to be spoiled, [1.7] |
Explanations in French |
7 envers qui on est indulgent; [1.8] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 aranina |
Anagrams | 13 ananara, anarana, Anarana, aranana |
Updated on 2023/01/20 |