Entry | 1 aranana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao |
Explanations in English |
4 [1.2] to be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to. 5 [1.7] to be indulged, to be spoiled, |
Explanations in French |
6 [1.8] envers qui on est indulgent; |
Root | 7 arana |
Morphology |
|
Other spellings | 12 aranina |
Anagrams | 13 ananara, Anarana, anarana, aranana |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |