Entry | 1 ndriako |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? (jereo Indry sy indriako) |
Synonyms | 4 ndry |
Tables and plates |
5 All the pronouns |
Anagrams | 6 aondrik, kondray, ndriako, nidrako, ondrika |
Updated on 2020/07/31 |