|
|
|
|

Entry (1/2)1  ndry
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [1.1]
Explanations in English  4  showing surprise or pain; what ? oh ! [1.7]
Explanations in French  5  indique la surprise ou la douleur [1.8]
Examples  6  ndry, fangaha misy marary ato aminareo? [2.472]
Other spellings  7  ndre

Entry (2/2)8  ndry
Part of speech  9  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  10  Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? [1.1]
Other spellings  11  indry
Synonyms  12  ndriako
Tables and plates  13  All the pronouns

Updated on 2020/07/31