Entry (1/2) | 1 ndre |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [1.1] |
Other spellings | 4 ndry |
Entry (2/2) | 5 ndre |
Part of speech | 6 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
7 na dia, nefa: Ho avy añy mandy aho ndre tsy ao ijy (ho tonga any ihany aho na dia tsy ao izy) [Tanala]
[1.78] 8 na dia...aza [Tanosy] [1.78] |
Explanations in English |
9 a provincial word for na [1.2] |
Updated on 2020/07/31 |