|
|
|
|

Entry1  ngaha
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao?
Angaha
Explanations in English  4  [1.2] same as angaha
Explanations in French  5  [1.3] comme angaha
Examples  6  ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika. [2.324]
Synonyms  7  angaha

Anagrams  8  hagan, hanga, ngaha

Updated on 2025/02/02