Entry | 1 ngita |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika |
Explanations in English |
4 [1.2] woolly hair; well twisted cord. Comp. tso-bolo (tsotra). 5 [1.7] kinky (of hair); well-twisted (of rope) |
Explanations in French |
6 [1.8] crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde) |
Examples |
7 [1.437#] Lahy fotsy ngita volo Rakoto. 8 [2.588#] Eto no misy volo ngita mifandray tendro sy akondro mifanakon-dravina aminy. 9 [1.519#] Amin' ny ankapobeny dia misy karazany roa ny volon' ny vehivavy: ngita sy malama. |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word ngita |
Anagrams | 21 ngita, tangi, tangy |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |