Entry | niala > mialaka (alaka) | ||
Part of speech | active verb | ||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Maka [1.78] | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | mailaka, malaika, malakia, mialaka |
Entry | niala > ialana (ala) | ||||||||
Part of speech | relative verb | ||||||||
Explanations in English | [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ialana | ||||||||
Anagrams | alaina, ialana |
Entry | niala > miala (ala) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To leave, to go away [1.2, 1.7] | ||||||||
To go out, to retire [1.2] | |||||||||
Explanations in French | Partir, quitter un lieu [1.8] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word miala | ||||||||
Entry | niala > mialà (ala) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb miala | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | malia, miala |