Entry |
niendaka > miendaka
(endaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1]
|
Explanations in English | To peel off by itself;
to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7]
|
Explanations in French | Se décoller, se séparer en
lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8]
|
Examples |
1 | miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471]
|
2 | Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
miendaka |
Past : |
niendaka |
Future : |
hiendaka |
Imperative : |
miendaha |
|
Proverbs |
|